Teny iditra tsivongo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazam-bozaka fitaina [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra tsivongo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-ganagana (Sarkidiornis melanotos) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Tankarana] canard sauvage, oie sauvage. [David 1952 (takila T)]
Famaritana frantsay   canard à bosse. Sarkidiornis melanotos (Pennant, 1769). Gros canard de surface noir et blanc... Espèce gregaire en dehors de la période de reproduction... [Langrand: Oiseaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Sarkidiornis melanotos
Fitovian-keviteny   arosy ~ kivongo ~ ongongo

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10