Teny iditra tsizarizary (zary)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bad, vicious, worthless [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [Andraina: Mitaraina, takila 152]
2bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 151]

2013/07/29