Teny iditra tsobo
Sokajin-teny   mpamaritra
Dikanteny frantsay   Disparu, échappé, égaré, perdu —> epoke, fonga, jebe, lentike, rava, vere, votsoke [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]
Teny nalaina  

Teny iditra tsobo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitsarana taloha toy ny fampinomana ary [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Voambolana  
Teny nalaina  

Teny iditra tsobo
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   Gens envoyés dans les lazarets pour être placés à côté des personnes atteintes de maladies contagieuses et servir de témoins. Si le témoin ne tombe pas malade à son tour, c'est que la maladie n'est plus contagieuse. Alors le malade est considéré comme guéri. [Callet: Histoire takila 202]
Ohatra   ary rahefa mifindra 1 volana izy dia tsaboy, asivy tsobo, ny tsy efa nendra no atao tsobo : raha tsy mipoaka 1 volana iley tsobo natao nareo azy, avoahy ary anivelany ny kiady ny manaritra sy ny tsobo eny any ny tany velona ; ary dia sasao matetika ny lamha, na ny lamba ny marary na ny lamba ny tsobo natao (Un mois après, mettez à côté d'eux un tsobo qui n'ai jamais eu la variole. Si au bout d'un mois la maladie ne se manifeste pas chez cette personne, faites-la sortir hors des limites, ainsi que le tsobo, laissez-la venir sur les terres vivantes. Lavez fréquemment les vêtements du malade, et ceux du tsobo) [Callet: Tantara, takila 523]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/18