Teny iditra | tsofana (tsofa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tapahina amin' ny tsofa: Tsofao kely re ity hazo ity alohan' ny handehananao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | fanatso, tsofana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |