Teny iditra | tsofin-drano | ||||
Singan-teny | tsofina ; rano | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Rarina soa Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |