Teny iditra tsoforana (tsofotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Sitrihana, lentehana: Notsoforany benitra ny kibon' ilay fahavalo ka maty nitsitra teo no ho eo ihany
Ampirehetina: Notsoforan' ilay mioramtia ny tafondrony dia Jasa nandositra izy
Asiana, petahana: Tsoforana vy mena mivaivay ny kekerin' ny alika romotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsoforana, tsoforako, tsoforanao, tsoforany, tsoforantsika, tsoforanay, tsoforanareo, tsoforan', tsoforan-, tsoforam-, tsofora-
Ny lasa : notsoforana, notsoforako, notsoforanao, notsoforany, notsoforantsika, notsoforanay, notsoforanareo, notsoforan', notsoforan-, notsoforam-, notsofora-
Ny hoavy : hotsoforana, hotsoforako, hotsoforanao, hotsoforany, hotsoforantsika, hotsoforanay, hotsoforanareo, hotsoforan', hotsoforan-, hotsoforam-, hotsofora-
Filaza mandidy : tsofory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05