Teny iditra tsofotra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Milentika, maty, tafasoka, nisoka: Tsofotra ity ny masoandro nefa mbola tsy niverina ihany izy. / Niasa teto aho mandra-pahatsofotry ny andro
¶ Fandentehana zavatra ao anatin' ny... [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23