Teny iditra tsoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandefasana rivotra avy ao am-bava: na hamonoana na hamelomana afo na hampangatsiatsiahana na hanalana vovoka amin-javatra iray, na koa hampanenoana zavamaneno, toy ny bingona, trompetra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ilay zavatra mitsiranorano be toa menaka ao anaty taolana [Rajemisa 1985]
 zavatra mitsiranoka be toa menaka ao an'aty taolana [SLP 1986]
Famaritana frantsay moelle [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/07/30