Teny iditra tsoky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   maranidranitra, lava somary kitso ny tendrony: Tsoky molotra ilay vehivavy iny [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   pointu, saillant, comme le bec des oiseaux, le groin du cochon, l'avant d'un navire [Abinal 1888]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   tsokitsoky

Teny iditra tsoky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fitsofohana, fidirana [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Taisaka] pénétration [Deschamps 1936]

2013/04/12