Teny iditra tsolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrehetana afo handoroana zavatra, fandomana amin'ny afo [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tsolo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' angady kely lava lela [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tsolo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Marani-doha, tsoky [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/29