Teny iditra tsongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanerena amin' ny hohon-tanana roa; fandraisana amin' ny tandra ka ny ilan-keliny ihany no terena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A pinch, a nip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de pincer, de cueillir en pinçant [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13