Teny iditra tsontsa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Diso tsy nahy, diso noho ny tsy fitandremana: Tsontsa paika ka matim-bela: nisy nahadiso ka tratran' ny fahavoazana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui se trompe, qui commet une erreur [1.3]
Ohatra 
1Dadako ô, tsy tsontsa va re aho? [2.69]
2Zazavavy nanahoana tamin'ny fahatanorany / Ireo mpirahavavy ireo no dia tsontsa tahaka izany? [2.817]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11