Teny iditra tsontsona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo madinika misy kirany fanaovana tady (Pavonia Bojeri) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Pavonia bojeri
Teny mitovy hevitra besofina

Teny iditra tsontsona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanafosafoana ny biby, fanambatambazana azy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/07/29