Teny iditra | tsontsori-mamba hisarahana | |
Singan-teny | tsontsori-mamba ; isarahana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fotoana tsy maintsy hisarahana, tsy hahafahana miara-mipetraka intsony fa tonga ny tsy fifanarahana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |