Teny iditra tsopiaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipendrampendran' ny maso jambenan' ny hazavana; fanjelanjelatry ny rano na ny hazavana. Mitovy amin' ny jopiaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/10/02