Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany taona! [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy exclamation point [3.1]
Fandikana frantsay point d'exclamation (grammaire) [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/23