Teny iditra tsoriaka (riaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikorianan-javatra toy ny rano, ny vy anidina, ny vy noempoina; firiotran-javatra, toy ny tselatra, ny tainkintana; fandosirana haingana raha hita; fandadizam-biby toy ny bibilava, amalona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (il existe des racines secondaires qui se distinguent des racines primaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: riaka - tsoriaka) [Rajemisa: Grammaire]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2013/06/09