Teny iditra tsotaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Feon' ny zavatra mafimafy (vato, vy...) mitsofoka ao anaty rano na fotaka; feo re mitsopaka amin' ny fidiran' ny tongotra ao anaty fotaka mandrevo. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/10/11