Teny iditra tsovaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Main-javatra mahamay -- na rano mangotraka izany na vy mivaivay -- ka miendaka ny hoditra ary miseho ny nofo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/02/23