Teny iditra tsy adala tsy hendry
Singan-teny tsy ; adala ; hendry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28