Teny iditra tsy ankanavaka
Singan-teny tsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ tsy an-kanavaka ] Rehetra rehetra, daholo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ tsy an-kanavaka ] Indistinctement, sans faire de différence [1.3]
Ohatra 
1Ilay velona mandrakizay, no nahary ny zavatra rehetra tsy ankanavaka. [2.996]
2Tezitra koa anefa, tsy tezitra amin' ilay Vazaha niasany maina ihany, fa tezitra amin' ny Vazaha rehetra tsy ankanavaka. [2.472]
3Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29