Teny iditra tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana (tsy, hanina, voky, fa, vony, ahitra, ome)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza fanoloran-javatra ny hafa izay mariky ny fanajana sy ny fihavanana fotsiny [Rajemisa 1985]

2010/05/17