Teny iditra tsy hita noanoa (hita, noanoa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [tsy hita, not seen.] very deep. [Richardson 1885]
 bottomless (of a chasm) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay sans fond, très profond [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively ~ tsy hita zambazamba
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31