Teny iditra tsy hita polopolorina
Singan-teny tsy hita ; polopolorina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Completement invisible, incompréhensible [1.3]
 L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [2.415]
Ohatra fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [2.996]
Tovy hevitra tsy hita paipaika ~ tsy hita popoka ~ tsy hita veroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20