Teny iditra tsy hita velively (tsy, hita, velively)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny frantsay completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Fanazavàna teny anglisy greatly, excessively [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay beaucoup, excessivement [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita zambazamba

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31