Teny iditra tsy hita zambazamba (tsy, hita, zambazamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
¶ tsy azo oharina, tsy manam-paharoa [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra tsy hita hirangirana ~ tsy hita lavadavaka ~ tsy hita noanoa ~ tsy hita pesipesenina ~ tsy hita velively

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31