Teny iditra tsy ... intsony (tsy, intsony)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Ne ... plus [1.5]
Ohatra 
1Tsy misy intsony! [2.4]
2Tsy ho ela intsony. [2.528]
3Tsy mandre intsony aho. [2.471]
4Tsy misy tompo sy mpanompo intsony. [2.643]
5Torana izy ary tsy nahatsiaro tena intsony. [2.895]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31