Teny iditra tsy izy
Singan-teny tsy ; izy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, diso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Not it; not genuine [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Ce n'est pas lui, ce n'est pas cela; faux, imitation, contre-façon, inexistant, inexact [1.3]
 Ce n'est pas lui, ce n'est pas cela, fau [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Marina tokoa raha tsy izy ireny! [2.499]
2Fa ny fantatra aloha dia tsy izy rehetra [2.472]
3Fa tsy olona tsy izy ireny izahay eto ireto [2.245]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01