Teny iditra tsy laitra toroana
Singan-teny tsy laitra ; toroana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy miraharaha izay teny fananarana atao aminy [1.1]
Tovy hevitra tsy laitra anarina ~ tsy laitra rarana ~ tsy laitra tenenina

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20