Teny iditra tsy mahalala kely
Singan-teny tsy ; mahalala ; kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny zokin-jaza manampatrany fitiavan-tena amin' ny zandriny izay tsy matanjaka noho izy na badobado [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16