Teny iditra tsy mahalala menatra (tsy, lala, henatra)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miangiangy
Ohatra 
1Tsy mijaly, tsy mahalala menatra. [2.472]
2sanatria ohatra ny tsy mahalala onony sy tsy mahalala menatra. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31