Teny iditra tsy mahari-boankena (tsy, aritra, voa, hena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy maharitra amin' ny zavatra tsiriritina mafy fa dia raikitra mihinana [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra tsy maharitra ny mena miraviravy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31