Teny iditra tsy maharitra ny mena miraviravy (tsy, aritra, mena, raviravy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy maharitra amin' ny zavatra tsiriritina mafy fa dia raikitra mihinana [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra tsy mahari-boankena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31