Teny iditra tsy mahatombin-tsiraka (tsy, tombina, tsiraka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [Rajemisa 1985]

2012/09/19