Teny iditra tsy mahay abidy (tsy, hay, abidy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mahay taratasy, tsy mahay bi-a-ba, tsy mahalala na inona na inona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay (tsy mahay abidia) analphabète, i [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
 [être] ignorant, analphabèt [...] [tohiny Deverchin: Dictionnaire]

2009/11/07