Teny iditra tsy manam-paharoa (tsy, anana, roa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy misy mitovy aminy
Mitovy hevitra: baka lany sahaza ~ fanaperana ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tonga lafatra ~ tsy manantsahala [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [Veyrières 1913]
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany
Mpitovy hevitra isa fa tsy roa
Ohatra Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [Randzavola: Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/01