Teny iditra tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra (tsy, lady, amy, hazo, fantatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fomba fiteny raha mangata-bady ilazana fa tsy miditriditra befahatany amin' ny fianakaviana tsy fantatra akory Razazalahy fa amin' ny fototr' olona efa fantany sy ankasitrahany [Rajemisa 1985]

2010/02/28