Teny iditra tsy maty tsy akory fa mbola matory
Singan-teny tsy ; maty ; tsy akory ; mbola ; matory
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20