Teny iditra tsy mena-milahatra
Singan-teny tsy ; mena- (menatra) ; lahatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo afa-boninahitra, nefa mbola misolantsolana milahatra miaraka amin' ny olona manan-kaja [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24