Teny iditra tsy mihambahamba (tsy, hambahamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: manao
Ohatra 
1Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 29]
2Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [SeFaFi , 2012/05/24]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31