Teny iditra tsy misorona
Singan-teny tsy ; misorona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24