Teny iditra tsy mitsitsy (tsy, tsitsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: mandany
Ohatra 
1mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [Andraina: Mitaraina, takila 185]
2Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. [SeFaFi , 2006/02/17]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/12