Teny iditra tsy ... na aiza na aiza
Singan-teny tsy ; na aiza na aiza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Nulle part: Tsy hita na aiza na aiza izy (On ne le voit nulle part) [1.3]
 Ne ... nulle part [1.5]
Ohatra 
1Tsy maniry na aiza na aiza afatsy eto Madagaskara hiany izy ireny [1.357]
2ny Mpanjakan'i Madagasikara tsy mamarin' olona andafin-dranomasina na aiza na aiza. [2.366]
3Fa tsy misy tany tsy<'>na aiza na aiza! [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20