Teny iditra tsy nampoizina (tsy, fo)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kisendrasendra ~ sendrasendra
Ohatra 
1Famonjena tsy nampoizina izany! [2.324]
2Ny harivarivan' iny andro iny, handray anjara amin' ady tsy nampoizina izy roa lahy. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31