Teny iditra tsy nisy andro nihiratra androany (andro, hiritra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana andro merika na morana tsy nahitana hazavan' ny masoandro akory manontolo andro [Rajemisa 1985]

2009/11/07