Teny iditra tsy satry (tsy, satry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy araka ny sitrapo, tsy fidiny: Tafatsangana tsy satry aho nahita ny vary nandroatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/03