Teny iditra tsy takatra
Singan-teny tsy ; takatra
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: lafo
Ohatra Raha mahazo mamerina ny fiainany indray ny olona, takarina ny lanitra ka tsy takatra. [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26