Teny iditra | tsy tia zava-boribory | |
Singan-teny | tsy ; tia ; zava- (zavatra) ; boribory | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: leo | |
Ohatra | "Leomboanana omaly, ka tsy tia zava-boribory intsony anefa", ary tsy azo inoana fa ho tanteraka marina izany fampanantenana izany.
[4.27] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25 |