Teny iditra tsy vaky afero (tsy, vaky, afero)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra; tsy menatra, tsy valahara [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra tsy vaky atatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31