Teny iditra tsy zehena (tsy, zehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tsyrefesimandidy
Ohatra hazo fotsy navadiky ny rano aho
ka na hitsangana na hitsivalana
dia tsy zehena tsy kizahina
fa izay tiako no alehako
na hiorika na hivalana
[Fox: Hainteny, laharana 347]

2013/11/12